| Entrée | 1 miangiangy | 
| Radical | 2 angiangy | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Manao valavala ratsy ka tsy menatra akory eo imasom-bahoaka: Miangiangy aoka izany amin' ny sakaizany io tovolahy io [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be proud, to be arrogant, to be too bold and too self-confident. [1.2] 6 to be of a nature loving neatness, etiquette, outside appearances; to be affected in everything [Provincial] [1.2] | 
| Exemples | 7   Izany no hihatra aminy dia noho ny avonavony,  satria naneso sy niangiangy  tamin'ny vahoakan'ny Tompon'ny tafika.
[2.996] | 
| Morphologie | 
 | 
| Analogues | 12 tsy mahalala menatra, sahy loatra, tsy vaky aty, tsy vaky afero, tsy vaky atatra, tsy valahara | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |