| Entrée (1/3) | 1 miankina | 
| Radical | 2 ankina | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mipetraka na mitsangana ka misy zavatra iray izay manohana ny tena: Aza miankina amin' io tongo-davarangana io ianao fa toa boboka izy izany ~ Miankina amin' ny fahakingan' ise no hahavonjy antsika Manantena ny hafa, miantehitra amin' ny hafa: Aza miankin-dohaloatra amin' ny hafa Eo ambany fiadidian' ny...: Miankina amin-dreniny ny zaza ~ Miankina amin' ny Minisitry ny fampianarana ny sekoly rehetra [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to recline on, to lean against to depend upon some one, as persons in poverty dependent upon others. [1.2] | 
| Explications en français | 6   s'appuyer, être appuyé, appuyer: Miankina amy ny rindrina ny lohatrano (Les chevrons sont appuyés sur le mur) se confier, compter sur, être à la charge de, dépendre, être chargé: Miankina aminao aho (Je compte sur vous) ~ Miankina amy ny ray aman-dreny ny zanaka (Les enfants sont à la charge de leurs parents) ~ Miankina amiko izany raharaha izany (Cette affaire dépend de moi, je suis chargé de cette affaire) [1.3] | 
| Exemples | 7   Tsy niankina aminy irery anefa ny dia.
[2.472] 8 ary Vakinankaratra eo akeky Ambodirano miankina azy eo atsimony. [2.48] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 13 4 combinaisons de ce mot | 
| Entrée (2/3) | 14 miankina | 
| Partie du discours | 15 verbe actif | 
| Explications en malgache | 16   maty (raha olon-dehibe) [Tanosy]
 [1.78] | 
| Entrée (3/3) | 17 miankìna | 
| Radical | 18 ankina | 
| Partie du discours | 19 impératif du verbe actif miankina [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 20   [1.1] | 
| Explications en français | 21   [1.3] | 
| Anagrammes | 22 mañaniky, mananiky, 23 manikìna, manikina, 24 maninika, 25 miankany, 26 miankìna, miankina | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |