| Entrée | 1 miantafika | 
| Radical | 2 tafika | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Lasa any an' ady mandeha miady: Taloha dia nivavaka nirary ho an' ireo miaramila niantafika ny vehivavy tao an-tanàna [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to go to war [1.7] | 
| Explications en français | 6   aller en guerre [1.8] | 
| Exemples | 7   Ny toby iray toy izany dia mitovitovy amin' ny hita amin' ny miaramila miantafika.
[2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 13 manatifika, 14 miantafika, 15 mifankatia | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |