| Entrée (1/3) | 1 miasa | 
| Radical | 2 asa | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en anglais | 4   to work [1.2, 1.7] 5 to till, to labour In the provinces it means to count. [1.2] 6 to till the soil [1.7] | 
| Explications en français | 7   travailler la terre; travailler [1.8] | 
| Exemples | 8   - tsy maintsy miasa mafy hitoetra ho tantsaha miaina amin' ny fiainana iray zara fa velona.
[2.470] 9 Rahefa ratsy ny andro, ka manonja loatra ny ranomasina, dia tsy miasa. [2.471] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 14 8 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/3) | 16 miasà | 
| Radical | 17 asa | 
| Partie du discours | 18 impératif du verbe actif miasa [Liste complète] | 
| Exemples | 19   Raha te ho sambatra ianao, rahatrizay, mianara tsara ary miasà mafy
[1.1] | 
| Entrée (3/3) | 20 miasa | 
| Radical | 21 asa | 
| Partie du discours | 22 adjectif | 
| Explications en anglais | 23   sharpened, whetted. [1.2] | 
| Anagrammes | 24 asima, 25 maisa, 26 masay, 27 miasa, miasà, 28 samia, Samià | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |