| Entrée | 1 mibaby zaza | 
| Mots élémentaires | 2 mibaby, 3 zaza | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   mitondra zaza ao an-damosina, izay asabaka ny feny ary dia fihinina amin' ny lamba atao mikaona eo anoloana [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |