Entrée |
mibanjina
(banjina)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mijery mifantoka sady maharitra: Tsy vizana izy nibanjina ny sarin-dreniny teo an-dohafandriany [1.1]
|
Explications en anglais | To stare at, to look intently at [1.2, 1.7]
|
Explications en français | Contempler [1.3, 1.8]
|
| Regarder [1.3]
|
| Regarder fixement [1.8]
|
Exemples |
1 | Dia lasa namoha ny varavarankely aho mantsy, ka io no tazako, ary toy ny maso nibanjina ahy no fijeriko azy.
[2.324]
|
2 | -- hoy izy nanenjan-katoka ka nibanjina ny renin' ny ankizy te am-pitsanganana.
[2.470]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mibanjina |
Passé : |
nibanjina |
Futur : |
hibanjina |
Impératif : |
mibanjìna |
|
|
Entrée |
mibanjìna
(banjina)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mibanjina
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|