|
|
|
|

Entrée1  miboika
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  boika
Exemples  4  [1.267] miboika dia lasa, mandeha tsy miato.
5  [2.1011] Tsy mba mandala vola aman-karena izy amin'ny fianaran'ireo zanany, nefa koa, na miboika tsy ritra toy ny loharano ambody tendrombohitra aza ny volany, dia tsy mba nentiny nizahozaho na oviana na oviana izany;
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :

Anagrammes  9 mibaiko, 10 miboaky, 11 miboika

Mis à jour le 2025/09/10