Entrée | 1 miboroaka |
Radical | 2 boroaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mivoaka hatrany ambadika: Aoka izay fa efa miboroaka ny fantsika Mivoaka avy ao anaty lavaka iray: Voadona ny oron' Ikoto ka niboroaka ny ron' orony Mivoaka, miafara: Miboroaka any Antananarivo itý lalan-kely itý [1.1] |
Explications en anglais |
5 to come through on the other side; to spurt out [1.7] |
Explications en français |
6 transpercer et sortir de l'autre côté; déboucher [1.8] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |