| Entrée | 1 midindina | 
| Radical | 2 dindina | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   (feo) Heno mangintsina ao anaty sofina na dia efa tsy misy intsony aza: Mbola midindina ao anaty sofiko foana ilay feon-dakolosy [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |