|
|
|
|

Entrée1  midokadoka
Partie du discours  2  adjectif
Radical  3  dokadoka
Explications en malgache  4  [1.1] Mirobona maitso sy milenodenoka fatratra: Midokadoka ery izany anana amoron' ny dobo eto izany
Explications en français  5  [1.3] pousser luxurieusement
Exemples  6  [2.59] nahafinaritra io tany io , ary ny rotra maniry be dia be, ary midokadoka tsara, ka an-tsisin'ny rano mandeha no anirieny.

Anagrammes  7 midokadoka, 8 mikodakoda

Mis à jour le 2025/09/12