|
|
|
|

Entrée (1/3)1  midona
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  dona
Explications en malgache  4  [1.1] Mipaika mafy amin' ny zavatra iray: Nidona tamin' ny vato ny lakana ka saika nivadika
Miafara, tonga hatramy..., mivoaka: Midona any Ankadifotsy itý lanankely itý
Mirohondrohona: Midona ny orana any Ankaratra.
teny enti-milaza fa mipaika ny mpilalao iray amin' ny lalao daomy, izany hoe tsy manana masom-bato mitovy amin' izay miseho, ka mampandeha an' ilay ao aorianany
Explications en anglais  5  [1.7] to collide with, to bump into something
Explications en français  6  [1.3#113, 1.8] heurter
7  [1.3#113] choquer, se heurter
aller trouver, aboutir à
8  [1.8] se cogner contre
Exemples  9  [2.471] Dia ho izay henonay midoboka izay tokoa ve ny vatan-tsambo midona amin' ny vato?
10  [1.3#113] nidona tamin' ny haram-bato ny sambo ka vaky (Le navire a heurté contre un rocher et il s'est brisé)
11  [1.3#113] midona eny amin' ny kianja io lalana io (Ce chemin aboutit à la place)
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Tous les mots composés 
Analogues  17  mipoka, migona
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot midona

Entrée (2/3)19  midonà
Partie du discours  20  impératif du verbe actif midona [Liste complète]
Radical  21  dona
Explications en malgache  22  [1.1]
Explications en français  23  [1.3#113]

Entrée (3/3)24  midona
Partie du discours  25  verbe actif
Radical  26  dona
Explications en français  27  [1.3#114] passer (aux dominos)
Vocabulaire  28  Jeu

Anagrammes  29 andomy, 30 Dimona, 31 dinamô, 32 mandio, 33 manody, 34 midona, midonà, 35 mindao, 36 mionda

Mis à jour le 2025/09/13