| Entrée | 1 miendaka | 
| Radical | 2 endaka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Miala mihelakelaka: Niendaka ny manjan' ny fitaratra [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to peel off by itself; to dissociate oneself, to disclaim someone [1.7] | 
| Explications en français | 6   se décoller, se séparer en lamelles; se séparer des autres, désavouer [1.8] | 
| Exemples | 7   miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela.
[2.471] 8 Maro no niendaka ny tafo toy ny anay, ao ny goana varavarana, ao ny niongotra rindrina, ao koa ny nianjeran' ny hazo. [2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |