| Entrée | 1 miepoka | 
| Radical | 2 epoka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mietry, miletaka noho ny manodidina Tsy mipoitra, tsy mitranga (amin' ity hevitra ity, dia fiteny koa ny hoe manepoka): Niepoka (nanepoka) tany an.trano ny anao lahy, nefa ny olona niandry azy tatỳ [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 8 miepoka, 9 mipaoke, 10 mipoake | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |