| Entrée | 1 mieritreritra | 
| Radical | 2 eritreritra | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mihevitra: Nieritreritra anao indrindra aho no niditra ianao Mandinika zavatra ela mba hanadihadiana azy: Mieritreritra momba ny ho aviny tzy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to meditate [1.2#139, 1.7] 6 to think, to cogitate [1.2#139] 7 to weigh and ponder [1.7] | 
| Explications en français | 8   méditer, réfléchir; songer [1.8] | 
| Exemples | 9   mba nahay nisento lalina sy nieritreritra lavitra toa izany koa teo amin' ny voaloham-pitiavany ...
[2.470] 10 Rahefa nieritreritra aho, dia hitako fa tokony ho marina izany. [2.471] 11 nieritreritra lalina momba iny fifampikasohanay tamin' I Bemanana raha iny aho taty aoriana. [2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Synonymes | 16 mieritra | 
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/13 |   |