Entrée (1/2) | 1 miery |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 ery |
Explications en malgache |
4 [1.1] Miafina, misitrika amin' ny toerana tsy ahitana azy: Lasa niery any antsefatsefa-bato any ilay gadra nilefa Mandositra mba tsy ho hita: Miery ahy foana iny olona iny fa ananako vola |
Explications en anglais |
5 [1.7] to conceal oneself, to hide |
Explications en français |
6 [1.3#129, 1.8] se cacher 7 [1.3#129] se dérober à la vue, agir en cachette |
Exemples |
8 [2.895#] Nahoana ise no miery any anaty vahoaka any?
9 [2.5] - Nahoana koa anefa izy no niery nony nohatoniny, raha tena tia azy? 10 [2.48] Ary Andriambonimena nanangona ny vahoaka teo Tanjombato, ka niery tany afovoany ny olona Andrianjakanavalomandimby, ka tsy hitan' Andriambonimena. |
Morphologie |
|
Analogues | 15 miafina, milentika, misoko, manotrika, miotrika, tsy miseho, midify, miampify, mitampify |
Entrée (2/2) | 16 miery |
Partie du discours | 17 verbe actif |
Explications en malgache |
18 [1.78] mamazivazy, tsy manaja ny zo [Bara]
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |