| Entrée | 1 mifampiantso |
| Radical | 2 antso |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Exemples |
4 Nikohona fanindroany ndeha hamaly Iabanindriana kanjo injany olona maromaro no nirodorodo tany alatrano nihiaka sady nitomany, nifampiantso tamin' ny feo feno tahotra sy nanoina tao indrakindrafana
[2.5]
5 Tahaka ny ankizy madinika mipetraka eny an-tsena izy, izay mifampiantso hoe: Efa nitsoka sodina taminareo izahay, nefa tsy nandihy ianareo; [2.996] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|