| Entrée | 1 mifampisolo | 
| Radical | 2 solo | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en français | 4   [1.3#624] | 
| Exemples | 5   samy mitondra ny tena, samy mihetsika, mamindra, nefa tsy mahazo mifampisolo
[2.285] 6 Ny sampin-kavia kosa dia mifamadika amin' izany, fa mifampisolo ny tanana, ka ny anjaran' ny havia ataon' ny havanana, ary dia ny tanana havia izany no manasam-pina ny lamba hiankavanana [2.436] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |