Entrée (1/2) | 1 mifanakona |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 takona |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mirotsaka betsaka miara-manao asa sarotra lehibe iray, miara-mitondra zava-mavesatra iray; mifanampy |
Explications en anglais |
5 [1.2] used in the sense of Mifamonjy. See vonjy |
Exemples |
6 [2.445#] Ary rehefa hitany fa dia tena tsy zakany samy irery tokoa, vao lasa izy miantso namana, ka mahafatifaty ery ny mijery ireto izy mifanakona milanja ilay entam-be.
|
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 11 mifanakòna |
Partie du discours | 12 impératif du verbe actif mifanakona [Liste complète] |
Radical | 13 takona |
Explications en malgache |
14 [1.1] |
Explications en français |
15 [1.3] |
Anagrammes | 16 mifanakona, mifanakòna |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |