| Entrée (1/2) | 1 mifaninana | 
| Radical | 2 inana | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mampiady fahaizana na tanjaka na hatsarana mba hahitana izay manana bebe kokoa: Nifaninana mba hampiseho herimpo izy roa lahy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be competing, to be emulating, to be encouraging; to try to provoke to a duel. [1.2] 6 to engage in a contest; to be rivals [1.7] | 
| Explications en français | 7   rivaliser, se faire la concurrence, concourir [1.8] | 
| Exemples | 8   mifaninana mitoraka any anaty rano kosa I Lidy sy I Saonina, zandrilahin' I Katy sy zokin' I Terezy kely.
[2.470] | 
| Morphologie | 
 | 
| Entrée (2/2) | 13 mifaninàna | 
| Radical | 14 faninana | 
| Partie du discours | 15 impératif du verbe actif mifaninana [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 16   [1.1] | 
| Explications en français | 17   [1.3] | 
| Anagrammes | 18 faniminana, 19 mifaninana, mifaninàna | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |