| Entrée | 1 mifanitsy |
| Radical | 2 hitsy |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Milahatra mahitsy: Tsy mifanitsy ireto andry telo ireto Mifanandrify, mifanatrika: Rangahy lehibe izay no nifanitsy tamiko teo am-pisakafoana Mifanaraka, sahaza: Mifanitsy amin' ny faniriako indrindra izany lazainao izany ~ Tsy mifanitsy aminy velively io asa io fa asa loatra ny nifidianany azy [1.1] |
| Explications en français |
5 aligné [1.13] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 9 teboka mifanitsy |
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|