| Entrée | 1 mifanontona | 
| Radical | 2 tontona | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Tonga misesy ka ny eo tsy lasa, ny hafa avy ihany: Nifanontona ny raharaha androany ka saika tsy nahita fotoana hisakafoana akory aho Mianjera amin' ny fotoana iray: Nifanontona androany ny fankalazana ny fanambadiany sy ny fanadinany [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |