| Entrée | 1 mifihifihy | 
| Radical | 2 fihifihy | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mangovitra, mihoron-koditra: Mifihifihin' ny hatsiaka ity zaza ity fa rakofy lamba mafana Mihararetra: Vao nambanako izy dia nifihifihy Mangaihay, kepoka: Nifihifihy teo anatrehan' ny mpitsara ilay voampanga [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   To shiver, to shudder, to quake [1.2] | 
| Exemples | 6   Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy.
[2.470] 7 Na ny omby aza no karavasiana, hita fa mifihifihy, taitra ary mihorona ny hodiny nandalovan' ilay dian-karavasy. [2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |