| Entrée | 1 mifoha | 
| Radical | 2 foha | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Taitra amin' ny torimaso: Manao famantaran' ny hazofijalianaizy raha vao mifoha Mitsangana avy eo am-patoriana, miarina: Amin' ny dimy izy dia efa mifoha ary manokona ody ambavafo kely [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to wake up, to get out of bed [1.7] | 
| Explications en français | 6   s'éveiller, se lever [1.8] | 
| Exemples | 7   Nahoana no mifoha maraina ireo olona ireo?
[2.436#] 8 Tsy andrin-dRandrianaivo ny hahita azy mifoha sy mahateny. [2.324#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 13 5 combinaisons de ce mot | 
| Analogues | 14 mifohafoha | 
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 16 mifaho, 17 mifoha, 18 mihafo, 19 mihofa, 20 mohafy | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |