| Entrée | 1 mifongatra | 
| Radical | 2 fongatra | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Enti-milaza zavatra tao anaty tany nohadina ka miseho [1.1] | 
| Explications en français | 5   Sortir de terre, de dedans ou de dessous quelque chose, reparaître, revivre, se montrer: Nifongatra avy ao an-kady ny ankizy (Les enfants sortirent tout à coup du fossé) ~ Mifongatra indray izany lamaody izany (Cette mode repara t de nouveau) ~ Mifongatra ny volamena izao (L’or se montre maintenant) [1.3#184] | 
| Exemples | 6   Dia arosony moramora ao ambaniny ny firombaka dia raotiny amin' izay, ka misatraotra miakatra, dia mifongatra izy mitarika ny amalona.
[1.437#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 11 famingotra, 12 mifangotra, 13 mifongatra | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |