| Entrée | 1 migaina | 
| Radical | 2 gaina | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Sady mafana no manevoka: Migaina izany andro izany Marary, mavesabesatra: Migaina hono ny andohany ka nomeko fanafody izy Maina dia maina, karakaina: Kitay hazo migaina ireo ka mirehitra tsara [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Synonymes | 8 migaingaina | 
| Anagrammes | 9 miainga, miaingà, 10 migaina | 
| Mis à jour le 2025/10/12 |   |