| Entrée | 1 mihaingihaingy | 
| Radical | 2 haingihaingy | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Menatra noho ny fahatsirarovana ny tena ho tsy antonona ny toerana misy ny tena, na ny olona iaraha-mitoetra [1.1] | 
| Explications en français | 5   être confus, timide [1.3] | 
| Morphologie | 
 | 
| Autres orthographes | 9 miaingiaingy | 
| Analogues | 10 misaingisaingy, misomaingisaingy | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |