| Entrée | 1 mihamavo | 
| Radical | 2 mavo | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en français | 4   Devenir malpropre, jaunir [Vezo]
 [1.68] | 
| Exemples | 5   Tonga namana vao mihamavo, Ny aloha tsy manao hoe maitia.
[1.318#] 6 Raha mihamavo ny tarehy sy ny faritra fotsy amin'ny maso (ngorongosy) mandritra ny andro voalohany hiainany na aorinan'ny andro fahadimy dia loza be izany. [2.424#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |