Entrée | 1 mihambo |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 hambo |
Explications en malgache |
4 [1.1] Milaza tena ho manana zavatra tsy ananana: Aza mihambo ny fahaizana tsy anananao Mihambo harena izy Miseho ho zavatra hafa noho ny tena: Mihambo ho Dokotera Rangahy iny |
Explications en anglais |
5 [1.2] to boast, to brag, to vaunt, to pretend to have a right to something. 6 [1.7] to pretend to be something; to pretend to have rights to something |
Explications en français |
7 [1.8] se faire passer de certaines choses |
Exemples |
8 [2.996] Misy mihambo ho manan-karena, nefa tsy manana na inona na inona;
|
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot mihambo |
Anagrammes | 15 mahomby, 16 mihambo |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |