| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : mihambo | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Aza manao toy ny osy ; mihambo tena, fa izy ihany. [2.165] Aza manao toy ny vorontsiloza ; mihambo tena, fa izy ihany. [2.165]
 | 
| Traduction française | Ne faites pas comme le dindon (ou la chèvre); ils prétendent pouvoir faire toutes sortes de choses sans pour cela être autre chose que ce qu' ils sont.  [2.165] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 2 | Mihambohambo tsy tia karama, kanefa raha tsy ny vola, mitomany.  [2.653 #1763] Mihambo tsy tia karama, nefa raha tsy ny vola, mitomany.  [2.558 #2311]
 | 
|  | 
 | 
| Proverbe 3 | Mihambo ny soa tsy ananana ka vao midify dia fosain'  ny olona.  [2.558 #2309] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 4 | Mihambo ray, toa zazahova.  [2.558 #2310, 2.653 #1761, 2.165] | 
| Traduction française | Se vanter de son père, comme un enfant Hova.  [2.165] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 5 | Mihambo tsy tia vary mohaka, kanjo nony homana atosika fotsiny.  [2.558 #2310] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 6 | Mihambo tsy tia vary mohaka; kanjo nony homana, zary varatra.  [2.653 #1762] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 7 | Namehana no masa-boasary, ka Manjakaray no mihambo zaza.  [2.415 #3863, 2.653 #2076, 2.558] | 
| Traduction française | Ce sont les gens de Namehana qui ont des oranges mûres, et ce sont ceux de Manjakaray qui prétendent avoir des enfants.  [2.415 #3863] | 
| Interprétation française | Ces villages avaient cette réputation.   [2.415 #3863] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 8 | Ny mihambo mora, fa ny manana tsy efa foana.  [2.558 #3146] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 9 | Raha mpivady mikorontan-dava, aza mihambo miadana, fa lainga.  [2.558 #3629] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 10 | Sandry mihambo akanjo, kibay mihambo omby.  [2.415 #5876, 2.558 #251, 2.653 #2860] | 
| Traduction française | Le bras prétend à une manche de vêtement, le gourdin appelle un boeuf.  [2.415] | 
| Interprétation française | Se disait des désirs.  [2.415 #5876] | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |