| Entrée (1/2) | 1 mihamina | 
| Radical | 2 hamina | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihamina erỳ izy eny ambony filanjana (zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Synonymes | 9 mihaminkamina | 
| Entrée (2/2) | 10 mihamìna | 
| Radical | 11 hamina | 
| Partie du discours | 12 impératif du verbe actif mihamina [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 13   [1.1] | 
| Explications en français | 14   [1.3] | 
| Synonymes | 15 mihaminkamìna | 
| Anagrammes | 16 mamihina, mamihìna, 17 mihamìna, mihamina | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |