Entrée | mihanaka (hanaka) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Miely eran' ny toerana iray, miparitaka, mihahaka, manenika tsikelikely: Andeha maka kifafa fa mihanaka eran' ny trano ny rano [1.1] | ||||||
Miely miandalana [1.13] | |||||||
Explications en français | Faire tâche d'huile [1.13] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot mihanaka | ||||||
Anagrammes | mahaanky, mahanika, mañahaky, mankahay, mankahia, mihanaka, mikahana |
Mis à jour le 2023/01/20 |