Entrée (1/2) | 1 mihantona |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 hantona |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mikiraviravy, mikirazorazo: Mihantona ao an-dalantsara ny tehiko fa alaovy Mijanona tsy misy, mitsahatra: Efa hateloana izay no nihantona ny orana Miato, mianina: Mihantona ny raharaha |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be hung up, to hang up. 6 [1.7] to hang |
Explications en français |
7 [1.8] être suspendu |
Exemples |
8 [2.470] Nony inona, mody namaky gazety sy nizaha sary vitsivitsy nihantona tsy lavitra eo izy.
9 [2.471] Noraisiko ny basy nihantona teny amin' ny rindrina, dia nivoaka ny trano aho, fa tsy namaly. 10 [2.472] Teo an-kavian' ny varavarambeny raha hiditra, sahala amin' ny nihantona ny tanany. |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 21 Proverbes contenant le mot mihantona |
Entrée (2/2) | 22 mihantòna |
Partie du discours | 23 impératif du verbe actif mihantona [Liste complète] |
Radical | 24 hantona |
Explications en malgache |
25 [1.1] |
Explications en français |
26 [1.3] |
Anagrammes | 27 mahontany, 28 mihantona, mihantòna |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |