| Entrée (1/2) | 1 mihaona | 
| Radical | 2 haona | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mifanena, mifanatrika, mifankahita: Teny an-tsena no nihaona izahay sy izy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to meet with some one, to meet, to join, to unite with. [1.2] 6 to meet with [1.7] | 
| Explications en français | 7   se rencontrer [1.8] | 
| Exemples | 8   Nenjehiny anefa ka azony, ary efa eto an-tanana izahay mianaka vao nihaona.
[2.324] 9 Dia nisaraka izahay, rahefa nifanome fotoana hihaona raha afaka telo volana. [2.471] | 
| Morphologie | 
 | 
| Analogues | 14 mifanena, mifanojo, mifanehatra, tojo, sehatra, sendra, sendra mahita, tohatra | 
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 16 mihaonà | 
| Radical | 17 haona | 
| Partie du discours | 18 impératif du verbe actif mihaona [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 19   [1.1] | 
| Anagrammes | 20 animaho, 21 hamaino, 22 mahaino, 23 miahona, miahòna, 24 mianoha, 25 mihaonà, mihaona | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |