|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mihazona |
| Fototeny | 2hazona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitana: Mihazona akoho amin' ny tendany Tsy manome olona ny tokony ho azy: Tsy tsara ny mihazona ny karaman' ny mpiasa [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to hold, to grasp, to detain. [1.2] 6 to grasp, to retain [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 retenir, tenir; saisir [1.8] |
| Ohatra |
8 Nivinkina nankany anaty rano ilay tovovavy, dia nanatona ny lakana sady nihazona ny sisiny.
[2.5]
9 Nosarihina tamin' ny tady nihazona azy amin' ny sambolay ny lakana. [2.471] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 14 mihazòna |
| Fototeny | 15hazona |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihazona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.3] |
| Fivaditsoratra | 19 manohiza, 20 mihazòna, mihazona, 21 mihozana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|