|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mihodina
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  hodina
Explications en malgache  4  [1.1] Mitsimbadika eo ihany ka ny ambany tonga ambony na ny tany an-kavia lasa any an-kavanana ary dia mifandimby hatrany toy izany: Mihodina ny tany
Mitodika mankany aoriana na ao an-daniny: Tsy ta hahita ahy izy ka nihodina
Tonga simba: Nihodina ity divay ity
Mivadika: Nihodina tamin' ny fanekena izy
Explications en anglais  5  [1.7] to turn around; to revolve
Explications en français  6  [1.8] tourner comme une roue; tourner sur soi
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Tous les mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot mihodina

Entrée (2/2)14  mihodìna
Partie du discours  15  impératif du verbe actif mihodina [Liste complète]
Radical  16  hodina
Explications en malgache  17  [1.1]
Explications en français  18  [1.3]

Anagrammes  19 mihodìna, mihodina

Mis à jour le 2025/09/12