| Explications en malgache | 4   Tsy mahitsy, miraika kely: Mihodivitra ny kofehy ka henjano tsara ~ Mihodivitra ity andry ity Mihodina any amin' ny ilany, mivily, miolaka: Raha nihodivitra kely ilay vato, dia nahavoa ny masoko
 Mihilana: Saika nianjeran' ny vato aho raha tsy nihodivitra kely
 Lasa nandositra mangingina, tsy hitahita akory: Nozahan' ny Polisy ny anao lahy ka nihodivitra
 Miala amim-pahakingana: Mihodivitra amin' ny raharaha sarotra
 Mihazo lalana miolaka mba tsy hifanena amin' olona: Mihodivitra olona [1.1]
 
 |