|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mihontsina
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  hontsina
Explications en malgache  4  [1.1] Mihetsiketsika, mihozongozona: Mihontsina ity latabatra ity izany
Taitra, mivadi-po, manambadi-po: Nihontsina iray ihany aho nahita ilay alika be nankeny amiko ~ Norahonako izy fa tsy nihontsina
(Fiteny koa ny mihontsona)
Explications en anglais  5  [1.7] to start as from fear
Explications en français  6  [1.8] frissoner; être agité
Exemples  7  [2.996] nefa miaritra izy tsy mihontsina amin'ny hafanan'ny fatam-panefeny;
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Tous les mots composés 

Entrée (2/2)13  mihontsìna
Partie du discours  14  impératif du verbe actif mihontsina [Liste complète]
Radical  15  hontsina
Explications en malgache  16  [1.1]
Explications en français  17  [1.3]

Anagrammes  18 mihontsina, mihontsìna

Mis à jour le 2025/09/13