| Entrée | 1 mihosin-dra | 
| Mots élémentaires | 2 mihosina, 3 ra | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   feno ra avy amin' ny ratran' ny tena ihany na avy amin' ny an' ny hafa -- entina milaza koa ny olona nahavita heloka tamin' ny famonoana olo-marina [1.1] | 
| Explications en français | 6   se barbouiller de sang [1.8] | 
| Exemples | 7   Fa ny kiraron' izay mitrevatreva fandeha eo amin' ny fihorakorahan' ny ady sy ny fitafiana mihosindra dia samy hodoroana, eny, ho kitay hatohoka amin' ny afo izany.
[2.996#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |