| Entrée | 1 mijaly | 
| Radical | 2 jaly | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Miaritra zavatra maharary mihatra aman' aina na zava-tsarotra manahirana: Mijaly mafy izy amin' io aretiny io Miandry mafy: Nijaly mihitsy aho ambara-pahatonganao [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to suffer [1.7] | 
| Explications en français | 6   souffrir [1.8] | 
| Exemples | 7   Na dia mifonoka sy mijaly amin' ny aretina ao anaty lamba aza Rasoa, dia reny tsara ny tenin-janany.
[2.470] 8 Ny ankabeazan' ny olona amin' izany toerana voalazako izany no anisan' ny mijaly amin' ny fitondran-janatany. [2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Analogues | 13 miaritra ny mafy mahatsiaro mangirifiry, mitondra ny mafy, mitondra ny tsy eran' ny aina, mitondra ny maizina, mitondra kitra, mitondra rofy, miritra aina, miferinaina, mitoloko, mifia-dranomaso, sendra ny mangidy tsy telina, voan' ny aza manody, fadiranovana | 
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |