| Entrée | 1 mijanonjanona | 
| Radical | 2 janonjanona | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Exemples | 4   Tsy mba midina mitsoriaka koa, fa mandeha tsikelikely, mijanonjanona tahaka ny maka aina izany eny an-dalana.
[2.4] 5 Aza misy mijanonjanona fa any Ampatora anio alina! [2.324] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 9 mianjonanjona, 10 mijanonjanona | 
| Mis à jour le 2025/09/10 |   |