| Entrée | 1 mijononoka | 
| Radical | 2 jononoka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Avy tsy miato (orana); mikoriana tsy an-kijanona (ranomaso): Herinandro izao mijononòka foana ny ranonorana [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to flow abundantly but silently [1.7] | 
| Explications en français | 6   couler, tomber abondamment et doucement, comme la pluie, les larmes [1.3#300] 7 couler abondamment et doucement [1.8] | 
| Exemples | 8   mijononoka moramora ny orana avy hariva
[2.1046] 9 Indray takariva dia nijononoka fatratra ny ranonoram-baratra [2.324] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |