|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mikasa |
| Fototeny | 2 kasa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mihevitra mialoha, manampo: Mikasa handeha aho rahampitso
5 Manapa-kevitra; maniry mafy: Mikasa tsy hivarotra intsony aho fa maty antoka foana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to intend, to resolve
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 avoir l'intention de, se proposer
[1.3#315, 1.8] 8 projeter, former la résolution: Nikasa handeha aho, nefa nijanona (J’avais l’intention de partir, cependant je suis resté) ~ Mikasa tsy hanao izany intsony aho (Je forme la résolution de ne plus faire cela) [1.3#315] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 13 mikasà |
| Fototeny | 14 kasa |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikasa [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#316] |
| Fivaditsoratra | 16 kamasy, 17 kamisa, 18 makasy, 19 masaky, 20 masika, mikasa, mikasà, 21 misakà, misaka, 22 samaky, 23 simaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13 |
|