Entrée (1/2) | 1 mikitrana |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 kitrana |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mamoaka feo toa feon-javatra vy maro mifampikasoka: Tamin' izahay nandeha nitsangantsangana tany Ambatofotsy, nikitrana ny vilany sy vilia tao anaty fiara Miady vava, mifanditra: Mikitrana isan' andro izao izy mirahavavy ireo Be dia be: Marina ve fa mikitrana ny omby any an-tsakalava? |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Entrée (2/2) | 10 mikitràna |
Partie du discours | 11 impératif du verbe actif mikitrana [Liste complète] |
Radical | 12 kitrana |
Explications en malgache |
13 [1.1] |
Explications en français |
14 [1.3] |
Anagrammes | 15 manitrika, 16 mikitrana, mikitràna, 17 mitranaky |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |