| Entrée | 1 mikodia | 
| Radical | 2 kodia | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mianjera dia mivadibadika, mihodinkodina: Latsaka teto ny volako dia nikodia tany ambany latabatra Mandeha mivarimbarina: Saika tratran' ny fokonolona ilay mpangalatra ka nikodia tany anaty hady tany Mivarina amin' ny tany: Nahoana no avala hikodia eto toy izao ity marary ity? Mitambotsotra, mivarina, mikororosy, mandrorona [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 9 mikodia ohatra ny omby mandry | 
| Analogues | 10 mikodingy, mikororosy, mikorotsaka | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |