Entrée |
mikoriana
(koriana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandeha midina moramora tsy dia mafy loatra toy ny rano maria nefa tsy miadandoatra koa toy ny rano amin' ny tany marin-tampona): Mahafinaritra ny mijery ity rano mikoriana tsy an-kijanona
Mandeha tsara, misosa ho azy: Mikoriana erý izany fiainanareo eto izany Miteny misononoka tsy miambatrambatra: Nikoriana erý ny lahateny ka hafaliana moa ny an' ny mpihaino [1.1]
|
Explications en anglais | To flow smoothly; to glide; to run around playing [1.7]
|
Explications en français | Couler paisiblement; prendre ses ébats [1.8]
|
Morphologie |
|
|
Entrée |
mikoriàna
(koriana)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mikoriana
|
Explications en français | [1.3]
|
Autres orthographes |
|