| Entrée (1/2) | 1 mikorotsaka | 
| Radical | 2 korotsaka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mibolisatra mianjera: Nikorotsaka tany an-kady ilay olon-dratsy Midina, mikoriana: Rano mikorotsaka ao anaty daba izany henonao izany [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Entrée (2/2) | 9 mikorôtsaka | 
| Partie du discours | 10 verbe actif | 
| Explications en malgache | 11   mikorosy [Bezanozano]
 [1.78] | 
| Anagrammes | 12 mikorotsaka, mikorôtsaka | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |