| Entrée | 1 mikotroka |
| Radical | 2 kotroka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mipoaka, mirefotra: Mikotroka ny varatra ~ Mikotroka ny tafondro rehefa hanomboka ny matso Mangotraka, mandevy: Efa mikotroka ny rano ka arotsahy amin' izay ny vary Mianjera mitalakotrokotroka: Mikotroka ilay riana ao akaikinay ka tsy ahitana tory [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to thunder; to roar, as a cascade, etc [1.7] |
| Explications en français |
6 tonner; faire du bruit comme une cascade [1.8] |
| Morphologie |
|
| Vocabulaire | 11 Son |
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 13 mikokotra, 14 mikotroka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|