| Entrée | 1 milafika | 
| Radical | 2 lafika | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Misy lafika: Tsy afaka manoratra aho raha tsy milafika ny taratasy Milozoka, mikezaka: Milafika amin' ny fianarana Rakoto Mijanona ela, mitoetra ela: Nilafika tao aminay nandritra ny iray volana io olona io [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to have a mat under; to stay on in someone's house [1.7] | 
| Explications en français | 6   avoir une natte, dessous; rester longtemps chez les gens [1.8] | 
| Exemples | 7   Trano zozoro milafika tsihy madinika no nitoerana.
[2.113#] 8 Hitantsika amin' ny taratasy anefa, fa efa milafika eto an-tanàna ireo fahavalo; [2.587#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 13 3 combinaisons de ce mot | 
| Analogues | 14 mifantsika, mimaso, mikely aina | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |