| Entrée (1/2) | 1 milangalanga | 
| Radical | 2 langalanga | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Avo be manerinerina, miezoezo: Mitangalanga ity trano ity Miteronterona, miringiringy ambony zavatra: Haratra eny ireny ankizy milangalanga eny antampon' ny trano ireny Miavonavona, mianjonanjona: Milangalanga loatra iny vehivavy iny na miteny na mandeha [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   same as langalanga [1.2] | 
| Entrée (2/2) | 6 milangalanga | 
| Radical | 7 langalanga | 
| Partie du discours | 8 verbe actif | 
| Explications en anglais | 9   to be high; to be sharp, as a spear; to lift the head, as a serpent or a horse does (Prov.) [1.2] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |