| Entrée | 1 milefona omby | 
| Mots élémentaires | 2 milefona, 3 omby | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   fomba fianianana fahizay (vonoina ny zanak' omby ka manao velirano eo izay mianiana na izay mifanaiky, ka izay mivadika dia tsitsihina ho toy io zanak' omby io) [1.1] | 
| Explications en français | 6   prêter serment de fidélité en agitant une lance dans les flancs d'un veau, dont on a mis la queue à la place de la tête, les pieds de derrière à la place des pieds de devant et vice-versa, et en prononçant les malédictions d'usage [1.3] | 
| Exemples | 7   No milefona omby ianareo roambinifolo lahy, ka tsy manangana andriana?
[2.298] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |